4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ny hiran'ny fo - Bessa sy lola

1 - Fa hendry ianao k'aza anenenanao
Izay natao niarahana hatrizay
'Reo herimpo eia natobakao
Ireny ve havelanao ho may

2 - Ny voninkazo mamintsika roa
Maro mpitia satria tsara tarehy
Hira fandre na izao na taloha
Ny mpihaino azy fo tia be dia be

3 - Kanefa moa raha hevitrao tokoa
Ny hanadino fo tia mankalao
Ndeha soavadia ka mahita ny soa
'Ty hira ity hirary soa ho anao

Isan-andininy :
Ny foko akia tsy mba mahay miteny
Kanefa henoy, henoy fa ho renao
NY hirany ao, ho anao ilay nekeny
Miangavy re henoy raha sitrakao

Partager ny hiran'ny fo

Commenter ny hiran'ny fo

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Bessa sy lola

Suite